Tell your friends about this item:
Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe De Subsidiarité et Résolution De Conflits Politiques «mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao Sa Aleo Ho Raisiko An-tànana Fa Tsy Zakanao » Malagasy edition
Mr Denis A.h Andriamandroso
Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe De Subsidiarité et Résolution De Conflits Politiques «mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao Sa Aleo Ho Raisiko An-tànana Fa Tsy Zakanao » Malagasy edition
Mr Denis A.h Andriamandroso
Korontana politika aty Afrika no sehatra. Fitadiavana vahaolana. Misy am-baratongany ny fitsabahana amin'ny raharaha tokantranon'ny firenena anankiray. Manarak'ilay fiteny hoe « raha mbola vitako aza isalovanonao, na ny mifandaka amin'izay dia ny hoe, aleo ho raisiko an-tànana fa tsy zakanao ». Ny ?fotokokevitra miainga ifotony? raha adika amin'ny teny frantsay dia « principe de subsidiarité ». Misy hery mifandanja ao. Misy am-baratongan'andraikitra. Mahavaha olana politika ve ny ?miainga ifotony?? Iza no tokony hirotsaka mialoha, ny tompon-tany sa ny fianakaviambe iraisam-pirenena? Ny tompon-trano sa ny mpifanolo-bodi-rindrina? Ny aty ifotony sa ny any an-tampony? Fanontaniana mitady valiny !
Media | Books Paperback Book (Book with soft cover and glued back) |
Released | January 21, 2011 |
ISBN13 | 9780620493970 |
Publishers | Denis Books |
Pages | 70 |
Dimensions | 152 × 229 × 4 mm · 104 g |
Language | Malagasy |
More by Mr Denis A.h Andriamandroso
See all of Mr Denis A.h Andriamandroso ( e.g. Paperback Book )